Fenomby Manakara : Mitoka-monina tsy misy fitaovam-pifamoivoizana

  • vendredi, 05 août 2022 20:19
  • Sary nindramina

Mitaraina ny mponina ao Fenomby, Distrikan’i Manakara fa efa andro maromaro izao no tsy misy lamasinina an'ny FCE, izay hany fitaovam-pitaterana andehanan'olona sy amoahana vokatra, ary amatsiana ireo zavatra ilaina andavanandro.

Voatery mandeha tongotra amina kilaometatra maro vao mahita fiara.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.