Toliara : Tonga nitondra ny fanampiana ireo traboina ny Minisitra TINOKA Roberto

  • lundi, 02 mai 2022 17:24
  • Sary nindramina

Tonga aty Toliara ny Minisitra mpiahy ny Faritanin'i Toliara, TINOKA Roberto, nanolotra fanampiana ho an'ireo traboina noho ny rivodoza JASMINE tamin’ireo Kaominina manodidina an'i Toliara toa an'i Betsinjaky sy Miary.

Niarahan'ny minisitra TINOKA Roberto sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana Gérard Andriamanohisoa tamin’ny ekipan'ny BNGRC.

Maro ireo vahoaka tonga nanotrona sy nankasitraka izao fijerena manokana ireo olona sahirana izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.