Sabotsy Namehana sy ny manodidina : Ravan’ny Polisy ireo andian-jiolahy mpangalatra scooter

  • dimanche, 15 novembre 2020 17:55
  • Sary : Polisim-pirenena

Valo lahy no voasambotra, moto scooter telo no tratra. Vokatra azon’ny Polisy avy ao amin’ny Commissariat Central Avaradrano ireo, nandritra ny hetsika ady amin’ny halatra moto nataon’izy ireo omaly sy androany marainan’ity alahady 15 novambra ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.