Fivadiham-pitokisana, fampiasana taratasy hosoka : Karohina fatratra i Natacha sy Haingonirina Serge Aimé

  • mercredi, 04 novembre 2020 21:48
  • Sary : Polisim-pirenena

Namoahan’ny Polisim-pirenena filazana fikarohana i Natacha sy Haingonirina Serge Aimé. Voarohirohy ho amina raharaha fivadiham-pitokisana, halatra ary fanamboarana sy fampiasana taratasy hosoka izy ireo.

Niasa tamin’ireny « microfinance » na orinasa mpampindram-bola madinika ireny izy ireo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.