Itaosy: Ritra ny lavadrano, ny « forage »-n’ny Jirama tsy mbola mamokatra

  • lundi, 28 octobre 2019 19:03
  • Sary nindramina

Valaka ny mponin'i Itaosy amin'ny tsy fisian'ny rano, vao maika talanjona nahita ny « forage » ataon’ny Jirama hisitonana rano. Efa iray volana sy tapany no tsy misy rano mitete amin’ny paompy amin’ny kartie sasany ety Itaosy, ny lava-drano ritra tsy misy azo tovozina noho haintany.

Mamatsy rano amin’ny « citerne » ny Jirama miaraka amin’ny ministeran’ny angovo sy rano ary ny akoran’afo, saingy filaharam-be amin’ny daba mavo vao mahazo ; sahirana ireo mitaiza kely.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.