Ambavahaditokana-Atsimondrano: Hararaotin’ny kandida Ben'ny Tanàna hisehoana ny Tsena Mora

  • samedi, 19 octobre 2019 14:26
  • Sary nindramina

Miteraka resabe ety amin’ny Kaominina Ambavahaditokana, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano ny fahitana peta-drindrina mikasika ny Tsena Mora, miaraka amin’ny famantarana ny kandida Ben'ny Tanàna Ravalosaona Olivier avy amin’ny IRK, vovonana antoko politika miaraka amin’i Andry Rajoelina ety an-toerana.

Fa an’ny Fanjakana sa an’ity kandida ity ny Tsena Mora, hoy ny fanontanian’ny olona.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.