Ankadikely Ilafy: Fivarotan-kazo nirehitra

  • samedi, 19 octobre 2019 09:40
  • Sary nindramina

Nitrangana haintrano goavana teo Ankadikely Ilafy, Distrika Antananarivo Avaradrano ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy 19 oktobra 2019, misasak’alina. Tao amin’ny toeram-pivarotana hazo no nisy firehetana, ary dia nalaky niledaleda ny afo. Lehibe ny fahavoazana ara-materialy satria ankoatra ireo tahirin-kazo maro levon’ny afo dia nisy fiara vitsivitsy may ihany koa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.