RN31 Antsohihy - Bealanana : Tapaka tanteraka ny fifamoivoizana

  • mercredi, 23 novembre 2022 14:27
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nihotsaka ny arabe eo amin'ny PK 60 amin'ny lalam-pirenena faha-31 (RN 31) mampitohy an'Antsohihy sy Bealanana, vokatry ny fangalarana ny "buse métallique".

Vokany, tapaka ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-31.

Manao ny ezaka rehetra hamerenana ny fifamoivoizana amin'io ampahan-dalana io ny Minisiteran'ny Asa Vaventy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.