Covid-19 : 173 ny tranga vaovao, miparitaka amina Faritra 9

  • lundi, 21 novembre 2022 19:24
  • Zakaria

Miitatra hatrany ny Faritra ahitana tranga Covid-19. Faritra 9 aminy 23 no ahitana, ary tranga vaovao ny 173 amin'izany tato anatin’ny herinandro.

Tsy nisy ny aina nafoy, saingy 3 amin'ireo marary no maneho fahasarotana.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.