Midongy Atsimo : Nivadika an-dalana ny kamiao iray hanatitra vary hamonjena ireo sahirana

  • vendredi, 18 novembre 2022 15:04
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Kamiao iray hanatitra vary avy amin'ny PAM na Fandaharanasan'ny Firenena Mikambana momba ny sakafo hamonjena ireo vahoaka sahirana any Midongy Atsimo no tra-doza, nivadika noho ny haratsian-dalana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.