Ambodivonikely Ambohimanarina : Mpanao sinto-mahery tra-tehaka

  • lundi, 14 novembre 2022 13:36
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Poketran'ny vehivavy itay teny ambony moto no nosintomin'ilay tovolahy. Nifanenjehan'ny olona izy, ary tra-tehaka, efa eo ampelan-tanan'ny Polisy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.