Covid-19 : Miitatra ny faritra ahitana tranga vaovao

  • dimanche, 13 novembre 2022 19:15
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Miisa valo ny Faritra ahitana tranga vaovao Covid-19 tamin'ity herinandro hivalona ity, raha ny tatitra navoakan’ny Ministeran’ny fahasalaman-bahoaka.

71 ny tranga vaovao, ka maneho fahasarotana ny 3 amin'ireo. Tsy nisy kosa ny aina nafoy.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.