Angletera : Manome voninahitra farany ny Mpanjakavavy sady lehiben'ny Tafika i Charles III

  • lundi, 19 septembre 2022 19:21
  • Tigre
  • Sary nindramina

Ary tapahan'ny lehiben'ny mpanampy azy ny tehina hilazana fa tsy Elisabeth II intsony no mampiasa azy.

Ampidinina ao amin'ny fametrahana ny vata mangatsiaka i Elisabeth II, alohan'ny anitrihina azy eo akaikin'ny vadiny, izay ny fianakaviana ihany no miatrika izay.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.