Angletera : Tonga ao Westminster ny nofo mangatsiakan'i Elisabeth II

  • mercredi, 14 septembre 2022 17:52
  • Tigre
  • Sary nindramina

Niala tao amin'ny lapan'ny Buckingham ny nofo mangatsiakan'i Elisabeth II, niazo ny Parlemanta Westminster notaritin'i Mpanjaka Charles III sy ny zanany roalahy ny printsy William sy Harry.

Rehefa niala tany amin'ny lapa fanaovany vakansy tany Balmoral tany Ekosy ny nofo mangatsiakany, dia nandalo tao Edimbourg ary nentina fiaramanidina hatreo Londres ny talata alina 13 septambra 2022.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.