Plan de l'Emergence de Madagascar : Hatolotra amin’ny fomba ofisialy amin’ny 28, 29 sy 30 Oktobra2022

  • samedi, 10 septembre 2022 19:39
  • Zakaria

Hatolotra amin’ny fomba ofisialy amin’ny 28, 29 sy 30 Oktobra 2022 izao ny « Plan de l’Emergence de Madagascar », izay hatao eny amin’ny CCI Ivato, araka ny nambaran’ny mpitondra tenin’ny filoham-pirenena, Ranoromaro Lova Hasinirina nanoloana ny mpanao gazety ny alakamisy 08 septambra 2022 tolakandro.

Ho voaasa amin’io, ny sehara rehetra, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana, ireo mpiara-miombon’antoka sy ireo mpamatsy vola.

Ho tanterahina amin’izany fotoana izany ihany koa ny « Forum de la diaspora ».

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.