Jirama : Misy fiatoana vetivety ny fividianana fahana kaontera "prépayé"
- samedi, 30 juillet 2022 17:45
- Zakaria
Noho ny fikirakirana ara-tekinika, dia nanao filazana ny Jirama fa misy fiatoana vetivety ny fividianana fahana kaontera "prépayé".
Tsy ela dia hiverina amin'ny laoniny izany.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.