Orinasa mpikoja lalana : Niasa jamba rafozana

  • mercredi, 27 juillet 2022 17:42
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanohy antso fitakiana ny handoavana ny volany tamin'ireo asa efa vita ireo orinasa mpikojakoja lalana miaraka amin'ny Fonds Routier.

Nanao hetsika teo anoloan’ny ministeran'ny Asa vaventy izy ireo ny talata 26 jolay.

Maty, marary, mivaro-panana, voarohirohy ara-pitsarana izahay sasa-miandry ny volanay, hoy izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.