Covid-19 : 127 ny tranga vaovao, 1 namoy ny ainy

  • mardi, 26 juillet 2022 12:59
  • Zakaria

Mbola eo, ary mamono ny Covid-19.

127 ny tranga vaovao tamin'iny herinandro iny, ka tato amin'ny Faritra Analamanga avokoa ny 102 tamin'ireo, ary iray no namoy ny ainy.

Mila manamafy ny hery fiarovana hatrany, ny andro rahateo mbola mangatsiaka.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.