Covid-19 : Nomono olona 3 indray

  • dimanche, 17 juillet 2022 15:20
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Niakatra 191 ireo olona voamarina fa mitondra ny otrikaretina Covid-19 ny herinandro 09-15 jolay teo, raha 392 ireo sitrana, 09 ny manana fahasarotana fitsaboana, ary 03 no namoy ny ainy.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.