Bac Manampanihy (RN12A) : Efa ifampisintomana amin’ny tady sisa

  • samedi, 16 juillet 2022 17:21
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vao miala an'i Manantenina, raha ho any Vangaindrano, no misy an'ity Bac Manampanihy ity.

Efa sintomina amin’ny tady sahady ny fampandehanana azy, nefa bac nandeha motera izy ity ary 20 000 Ariary isaky ny fiara ny saram-mpiampitana amin'izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.