Fitsaboana : Niampy 28 ireo "Professeur agrégé"

  • dimanche, 10 juillet 2022 18:37
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Miampy 28 ireo mpitsabo malagasy tonga amin’ny laharana "Professeurs Agrégés en Médecine" eto Madagasikara.

Mianatra 16 taona aorian'ny fahazoana ny mari-pahaizana bakalorea farahafakeliny vao mahazo ny "agrégation".

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.