Ady amin'ny Covid-19 : Nanome fatram-baksiny Pfizer 100 000 fanampiny ny Amerikana

  • dimanche, 10 juillet 2022 18:16
  • Zakaria
  • Sary nomena

Mihoatra ny 100 000 ireo vaksiny fanampiny Pfizer hiadiana amin’ny Covid-19, izay azo antoka sy mahomby tonga teto Madagasikara tamin’ny alalan’ny COVAX tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.

Vola avy amin’ny governemanta amerikana no nividianana ireo vaksiny ireo, ary tafiditra anatin’ny ezaka ataon’ny fitondran’ny Filoha Biden hampitomboana ny tahan’ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny Covid-19 maneran-tany.

Nihoatra ny 2 200 000 ny isan’ireo vaksiny nomen’i Etazonia ho an’ny vahoaka Malagasy hatramin’ny volana jolay 2021.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.