Tsenan'ny lavanila : Tsy nisy mpividy Manakara, tsy mahaloa vola ny mpanangom-bokatra

  • jeudi, 07 juillet 2022 18:48
  • Tigre

Velon-taraina ireo mpamboly lavanila ao Manakara, fa alaina trosa ny vidin-davanila, nefa mbola vidiana ambanin'ny 75 000ar, vidiny lavanila maitso napetraky ny fanjakana.

Maro ireo mpanangom-bokatra no tsy sahy miroso, na tsy sahy amin'ny vidiny, na ny ahiahy sao tsy ahita mpanondrana lavanila andray ny vokatra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.