Teti-bola nasiam-panitsiana 2022 - Projet LFR 2022 : Mitentina 630.6 miliara ar ny ampaha-trosa aloa any ivelany ity taona ity

  • mardi, 21 juin 2022 16:27
  • Tigre

Mitentina 630.6 miliara ariary ny ampahan-trosa aloha any ivelany ity taona 2022 ity, ka 438.1 miliara ny renivola, ary 192.5 miliara ariary ny zana-bola.

273.9 miliara ariary kosa ny ampahan-trosa aloa eto an-toerana, ka tombanana ho 9.0% eo ny zana-bola tataovana ny renivola.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.