Teti-bola nasiam-panitsiana 2022 - Projet LFR 2022 : Nakarina 500 miliara ariary ny fanampiana ny Jirama

  • mardi, 21 juin 2022 12:39
  • Tigre

Raha nitentina 380 miliara ariary ny fanampiana nomena ny Jirama amin'ny teti-bola 2022, dia kasaina hakarina + 120 miliara ariary, ka hitentina 500 miliara ariary izany amin'ity volavolan-dalàna fanitsiana ny teti-bola taona 2022 ity.

Ao anatin'izany ny fandaniana momba ny Fitantanana ny rano sy ny herinaratra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.