Fitateram-bahoaka : Miverina 5x5 ny toerana amin’ny Taxi-be, 4x4 ho an’ny Minibus

  • mardi, 21 juin 2022 07:59
  • Zakaria

Namoaka didy ny Prefektoran'Antananarivo manambara fa manomboka ny Alatsinainy 20 Jona 2022 dia ahitsy toy izao manaraka izao ny isan'ny toerana ao anatin'ireo fiara fitateram-bahoaka eto Analamanga araka ny karazany avy, ka 5x5 ho an'ny sprinter sy ny mitovy aminy, ary 4x4 ho an'ireo minibus.

Tsy maintsy manao aro vava sy orona ny olona rehetra ao anaty fiara.

Hamafisina hatrany ny fanajana ireo fepetra sakana rehetra tsy hiparitahan'ny valan'aretina Covid-19.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.