Mananara avaratra : Simba atahorana hirodana ny tetezana Ivontaka RN5

  • lundi, 20 juin 2022 10:51
  • Tigre
  • Sary nindramina

Ahiana hianjera ny tetezana aoIvontaka RN5, anelanelan'i Sahasoa sy Seranambe Distrikan'ny Mananara Avaratra.

Ny taxi brousse efa tsy sahy mandalo eo intsony fa nanao déviation.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.