Fahasalamana : Manonga manonga ny tranga Covid-19

  • lundi, 20 juin 2022 08:40
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tsy mitsaha-mitombo ny olona voamarina fa voan'ny Covid-19 araka ny antontanisa navoakan'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka.

Roa no namoy ny ainy tao anatin’ny herinandro farany.
Miitatra ihany koa ireo Faritra ahitana tranga voavao, raha toa Analamanga no ahitana ny ankamaroan'ny tranga vaovao.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.