Nosy be : Nirohitra nilanja sora-baventy ireo fokonolona mitaky ny famotsorana an'i Ninie Donia

  • vendredi, 17 juin 2022 16:43
  • Tigre
  • Sary nindramina video

Nirohitra eny amin'ny fonja hiazonana vonjy maika an'i Ninie Donia ireo fokonolona ao Nosy be, mitaky ny famotsorana azy.

Nambaran'izy ireo fa miaro ireo vahoaka mahakasika ny taniny ity mpanakanto malaza mpanjakavavin'ny salegy ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.