Ninie Donia : Notazomina am-ponja vonjimaika ao Nosy Be

  • vendredi, 17 juin 2022 08:00
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tsy niherina akory ny andro taorian'ny fikaonandoham-pirenena momba ny fananantany dia Malagasy folo mahery no notazomina vonjimaika am-ponja ao Nosy Be, noho ny resaka tany.

Anisan'ireo i Ninie Donia, ity farany izay mijoro miaro ireo Malagasy mitaraina ho voahilikilika amin’ny taniny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.