Covid-19 : Nitombo 100% ny tranga vaovao

  • mardi, 14 juin 2022 10:09
  • Zakaria

200 ny tranga vaovao Covid-19 tao anatin’ny herinandro farany tamin'ireo fitiliana vita, raha toa ka 101 izany herinandro lasa.

Analamanga, Atsinanana ary Vakinankaratra no ahitana tranga maro.
Tsy nisy ny namoy ny ainy, saingy 283 ireo mbola manaraka fitsaboana.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.