Ady hevitra TVM : Famerenana alatsinainy 13 jona 2022 amin'ny 11ora atoandro

  • lundi, 13 juin 2022 10:03
  • Tigre

Hisy ny famerenana ny fandaharana Ady hevitra teo amin'i Loholon'i Madagasikara NDREMANJARY Jean André sy Patrick Raharimanana, izay arindran'ny mpanao gazety Mamy Razanakoto, anio alatsinainy 13 jona 2022 amin'ny 11ora atoandro ao amin'ny TVM.

Rohy azo hijerena ny fandaharana :

https://www.facebook.com/televizionamalagasy/videos/390029853143986/

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.