Covid-19 : Misoko mangina

  • dimanche, 29 mai 2022 18:13
  • Zakaria

Misoko mangina indray ny aretina Covid-19.

63 ny tranga vaovao teo anelanelan’ny 21 sy 27 mey, ka tato amin’ny Faritra Analamanga ny ankamaroan’ireo. Nisy roa namoy ny ainy.

Asa na noho ny andro miha mangatsiaka na noho ny fety nisesy tato ho ato ka mety niteraka tsy fitandremana.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.