Toliara : Nanao fanadiovana faobe taorian'ny rivodoza JASMINE
- lundi, 02 mai 2022 17:21
- Zakaria
- Sary nindramina
Nanatanteraka fanadiovana faobe ny teto an-tampony tanànan'i Toliara, androany Alatsinainy 2 May. Nitarika izany ny Minisitra TINOKA Roberto, izay Minisitra mpiahy ny Faritanin'i Toliara sy ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny aty an-toerana.
Haharitra telo andro ny fanadiovana, ary olona miisa 1 000 no nirotsaka an-tsitrapo naneho firaisankina ho fanatsarana ny tanànan'i Toliara vokatry ny fandalovan'ny rivodoza Jasmine.
Nandray anjara mavitrika amin'izany ireo mpikambana ao amin'ny antoko TGV, nifanome tanana amin'ny asa fanadiovana.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://gasypatriote.com/tselatra/item/28007-toliara-nanao-fanadiovana-faobe-taorian-ny-rivodoza-jasmine.html#sigProGalleriabadc6fc055
https://gasypatriote.com/tselatra/item/28007-toliara-nanao-fanadiovana-faobe-taorian-ny-rivodoza-jasmine.html#sigProGalleriabadc6fc055
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.