Ady Ukraine - Russie : Notapahan'i Gazprom ny famatsiana gaz any Pologne sy Bulgarie

  • mercredi, 27 avril 2022 11:17
  • Tigre
  • Sary nindramina fampihaingoana

Efa nampilaza ny Rosianina fa izay tsy mandoa vidin'ny Gaz amin'ny vola rosianina, Rouble, dia tsy ahazo famatsiana Gaz avy aminy.

Tsy nihemotra arak'izany ny Gazprom, orinasa rosianina mpamokatra gaz, fa dia notapahany ny famatsiana ho an'i Pologne sy Bulgarie samy firenena ao anaty Vondrona Eoropeanina.

Pologne rahateo, mandray anjara mavitrika amin'ny fanomezana lalana ho an'ny Amerikanina ampiditra basy sy fitaovam-piadiana ho an'i Ukraine.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.