Lalana : Andilamena Faritra Alaotra Mangoro, Lalan'ny fampielezan-kevitra

  • jeudi, 27 janvier 2022 18:36
  • Tigre
  • Sary nomena

Isaky ny fifidianana dia mirarakopana ny filazana sy velirano fa amboarina ny lalana mihazo an'Andilamena, Faritra Alaotra Mangoro.

Efa an-taonany maro ny mponina no efa mitaraina fa tsy misy manaboatra ny lalana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.