RN2 : Mandeha ny fifamoivoizana na betsaka fitohanana aza
- jeudi, 27 janvier 2022 18:16
- Tigre
- Sary nomena
Miala Antananarivo amin'ny 8ora maraina, Amin'ny 3ora30 tolak'andro (7h) vao tonga eo amin'ilay tetezana vonjimaika vao namboarina alohan'i Moramanga.
Mifandimby ny fiara miditra ny tetezana. Samy mandeha na fiara madinika na fiara vaventy.
Ho an'ireo anohy ny dia, afaka ny Moramanga kosa dia mbola mandeha lalan-tany fiviliana vonjimaika hafa (Déviation).
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://gasypatriote.com/tselatra/item/27601-rn2-mandeha-ny-fifamoivoizana-na-betsaka-fitohanana-aza.html#sigProGalleria0775ef3f47
https://gasypatriote.com/tselatra/item/27601-rn2-mandeha-ny-fifamoivoizana-na-betsaka-fitohanana-aza.html#sigProGalleria0775ef3f47
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.