Ankatso : Manao hetsika ireo mpianatra noho ny fahatapahan-jiro

  • lundi, 24 janvier 2022 19:17
  • Tigre
  • Sary nindramina

Nanomboka tamin'ny 5 ora hariva teo, nanakan-dalana ireo mpianatra, ary tonga ny Mpitandro ny filaminana. Nifandraharaha teo ny mpianatra sy ny mpitandro ny filaminana ka niverina ny jiro, dia niravina ihany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.