Lalana Antsofonondry - Tsarasaotra : Nakatona tsy azo ifamezivezen’ny fiara

  • mercredi, 19 janvier 2022 14:16
  • Zakaria

Nakatona tsy azo ifamezivezen’ny fiara manomboka androany alarobia 19 janoary 2022 ny lalana rarivato, mirefy 5km eo, mampifandray an’i Tsarasaotra amin’Antsofonondry.

Ho fiarovana ny fotodrafitrasa noho ny rotsak’orana nisesy miteraka fahalemen’ny fefiloha no antony nandraisan’ny ministeran’ny Asa vaventy ny fanapahan-kevitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.