Antananarivo-Mahajanga : 50 000 Ariary ny sarandalana

  • samedi, 18 décembre 2021 20:46
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mihatra araka ny efa naroson'ireo mpandraharahan'ny fitaterana ny sarandalana vaovao.

50 000 Ariary ny sarandalana mampitohy an'Antananarivo amin'i Mahajanga, miainga etsy amin'ny Gare Routière Maki Andohatapenaka raha ny tapakila eny an-tanan'ny mpandeha niainga androany.

30 000 Ariary ny sarandalana teo aloha.

Raha ny taratasy manambara ireo saran-dalana hafa kosa dia :

Antananarivo - Antsiranana : 100 000ar (70 000ar teo aloha)
Antananarivo - Toamasina 30 000ar (20 000ar teo aloha)
Antananarivo - Sambava 120 000ar (Tsy niova)

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.