Covid- 19 : 16 no lavo tao anatin'ny herinandro

  • samedi, 18 décembre 2021 13:39
  • Zakaria

Miakatra hatrany ireo namoy ny ainy tamin'ny herinandro 11-17 desambra 2021. 16 no lavo tamin'ireo 1 501 voatsirika nitondra ny aretina Covid-19.

8908 ireo natao fitiliana nandritra ny herinandro, ka 568 no sitrana, 107 no marary ahitana fahasarotana, forme grave.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.