Simenitra mora : Nakana vola ireo mpamongady, nefa tsy nomena ny ciment

  • jeudi, 16 décembre 2021 14:53
  • Tigre

Maro ireo mpamongady no nasaina nadoa vidin'entana avy hatrany any amin'ny banky, dia nolazaina fa anaterana simenitra mora amidy amin'ny vidiny napetraky ny fanjakana, nefa sasa-miandry ireo mpamongady, ny vola lasa, ny entana tsy tonga.

Manomboka miakatra ny tabataba hoe avereno ny volanay rehefa tsy hita ny simenitra nampanantenaina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.