Tetikasa TELEFERIKA : Naka ny hevitry ny Vahoaka ny ONE

  • mardi, 14 décembre 2021 17:40
  • Zakaria

Nampahafantatra sy naka ny hevitry ny vahoaka an'Antananarivo, izay voakasika mivantana amin’ny Tetikasa TELEFERIKA Antananarivo, ny Office National pour l’Environnement na ONE.

Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina androany, ny fampandraisana anjara ny vahoaka ny fanombanana ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy ity tetikasa izy.

Tsiahivina fa tsy nitsipaka ny hanatanterahana io tetikasa io ireo mpanolontsain’ny tanàna, izay olomboafidy solontenam-bahoaka eto Antananarivo Renivohitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.