Antsirabe : Nikatona noho ny Covid ny kolejy Saint Joseph

  • dimanche, 12 décembre 2021 19:36
  • Zakaria

Nikatona nanomboka ny atoandron'ny alakamisy 9 desambra 2021 ny kolejy Saint Joseph Antsirabe noho ny fihanaky ny aretina Covid-19.

Tsy miverina ny mpianatra raha tsy ny 4 janoary 2022, raha toa ka tsy misy didy hafa avy amin'ny faritra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.