Antsakabary : Norobain’ny jiolahy ny volan’ny hopitaly

  • mercredi, 24 novembre 2021 14:15
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nisy namaky ny faran'ny herinandro teo iny ny hopitaly ao Antsakabary, Distrika Befandriana Avaratra, Faritra Sofia.

Lasan’ny jiolahy tamin’izany ny vola rehetra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.