Fiompiana : Ahitana trangan’aretina fivalanana mahazo ny omby koa any Arivonimamo

  • mardi, 23 novembre 2021 18:23
  • Zakaria

Efa ahitana trangan’aretina fivalanana mahazo ny omby ao amin'ny Distrika Arivonimamo, Faritra Itasy ankehitriny raha toa ka tao Antsirabe II, Vakinankaratra no niandohany iray volana lasa izay.

Mivalana mipiriritra be ny omby voany, hoy ny tantsaha mpiompy ; mahia andro aman’alina, ary misy maty mihitsy izay tsy voavonjy ara-potoana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.