Herinaratra : Midina 60% ny famokarana amin'izao fotoana izao

  • mardi, 23 novembre 2021 17:57
  • Zakaria

Maina ny tany, miakatra ny hafanana, mihantona ny orana, ritra ny rano, vokany mihena ny angovo vokarina. Midina 60% ny famokarana herinaratra amin'izao fotoana izao, hoy ny avy eo anivon’ny ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.