Parc Tsimbazaza : Nidoboka eny Antanimora ny Tale

  • mardi, 23 novembre 2021 11:56
  • Tigre
  • Tahirin-tsary fampihaingoana

Niakatra fampanoavana i Randrianirina Jasmin Emile, talen'ny PBZT (Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza) omaly alatsinainy 22 novambra 2021 teny anivon'ny fitsarana miady amin'ny kolikoly (PAC), ka dia nidoboka eny Antanimora ity tale ity.

Fanodinkodinam-bolampanjakana, fanomezana tombondahiny olom-pantatra, ary fanamparam-pahefana (Détournement de deniers publics, favoritisme, abus de fonction) no iampangana azy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.