Andriampamaky : Nianjera ny « pylône » izay hitarika delestazy

  • vendredi, 19 novembre 2021 09:57
  • Zakaria

Nisy nanapaka ny « hauban » na ireo vy « tendeur » mitazona ny « pylône » mijoro mahitsy eny Andriampamaky, araka ny fampahafantarana nataon’ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo, Andry Ramaroson.

Miteraka fihenan’ny tanjaky ny herinaratra avy any Mandraka izany, ary dia hisy delestazy hoy ny minisitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.