Bongatsara – Atsimondrano : Angalarin’ny jiolahy ny varavaram-by ka hatramin’ny tafona kabone

  • lundi, 15 novembre 2021 08:12
  • Zakaria
  • Sary nomena

Tsy mandry fahalemana ny tany. Mirongatra ny halabotry. Miitatra amin’ny fangalarana varavaramby, hazo ary hatramin’ny varavarana sy tafona kabone raha ny tranga misy eny amin'ny Fokontany Ambolamena, Kaominina Bongatsara, Distrika Antananarivo Atsimondrano.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.